Etanin-kafaliana

KTLM Firaisankina Antsirabe

Etanin-kafaliana


Entanin-kafaliana izany foko,
Fa afaka nisinda ny toloko,
Dia velombelombolo ny Fanahy,
Fa afaka tokoa ny ahiahy !


Entanin-kafaliana izany foko,
Fa afaka nisinda ny toloko,
Dia velombelombolo ny Fanahy,
Fa afaka tokoa ny ahiahy !


Tonga Jesô tsy nihafahafa
Namafa ny lasa,
Zary hira sy fifaliana
Ireo fahoriana !


Tonga Jesô tsy nihafahafa
Namafa ny lasa,
Zary hira sy fifaliana
Ireo fahoriana !


Lazaiko aminao ny hafaliako,
Ilay hafalian’i Jesô Tompo tiako,
Ilay hafaliana miorina amin’ny toetra,
Manafaka amin’ny fiainanao rehetra !


Zaraiko aminao ny hafaliako,
Ilay hafalian’i Jesô Tompo tiako,
Ilay hafaliana miorina amin’ny toetra,
Manafaka amin’ny fiainanao rehetra !


Tonga Jesô tsy nihafahafa
Namafa ny lasa,
Zary hira sy fifaliana
Ireo fahoriana !


Ry voavonjy eran’ny tany avia hiaram-paly,
Fa afak’ady, voavaha ny tady namatotra antsika !


Tonga Jesô tsy nihafahafa
Namafa ny lasa,
Zary hira sy fifaliana
Ireo fahoriana !


Ry voavonjy eran’ny tany,
Avia hiaram-paly,
Fa afak’ady, voavaha ny tady nama….(RIT)
…totrantsika……!


A/C : ZIZY RAHA


·