EO AMINAO

IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka

EO AMINAO


Tsy misy mahasakana ahy tsy ho eo amiNao
Indro atolotray eo an-tanaNao
Ny fiainako, ny fitarainako Jesoa ô
Ka ny fanahiNao no handrakotra anay mandrakizay


Ref: Ny fiainako Tompo ô toa be fakam-panahy
Izay ota manasaraka anay amiNao
Ka indro aho Tompo ô
Vonona hanolo-tena ho Anao
Hametraka ny fiainako eo amiNao


Aza manalavitra ahy Ianao
Atolory ahy ny tanaNao
Ho diovinao amin’ilay ràNao Tompo ô
Fa izaho, dia zanakAo sy asan’ny tanaNao


Ref: Ny fiainako Tompo ô toa be fakam-panahy
……………………………………………………………………….


IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA


·