Eny te hidera

SLK 'lay Mpiantsa Soa

Eny te hidera


ENY TE HIDERA
Ry Andriamanitra Ray ô
Marina ny fitiavanao
Ka mba te hihoby tokoa
Satria manoa saina fo


Ref: eny te hidera, te hifanerasera
Nefa misy hitady hanjera
Ny fitiavako Anaotena izy
Ka mampitalahomahakivy


Ry Ray mahery ô! Noho izany
Dia mbola mangataka aminao ihany
Ilay fiadiana tena tsara
Handresena ireo satana


Ref: Ataovy mahay mankalaza
Anao Andriamanitra tsitoha
Ataovy mahay misaotra Anao
Dera ry Ray Aleloia,Amen


·