Eny

None

Eny


Eny
Fantatro inao fa tsy hiteny
Ny amponao manery ahy hijery
Androany aho vo te hanambara


Nangovitra ianao natahotrahy
Namenao zay retra avany aminao
Nofihininao aho tsy navelanao
Ka androany avo te hanambara


Atramzay aho tsy hirery
Fa teo foana ianao
Mba nijery ahy fireny de fitiavanao
Ka androany aho iteny amaly zay kely
Tsy very aho fa manana anao


Eny
Fantatro inao fa tsy hiteny
Ny amponao manery ahy hijery
Androany aho vo te hanambara


Eny
Fihino aho aho fa azavela irery
Inty aho ka hoento anao rery
Ho mandrakzay aho oanao


Efelaho no tia fa niandry anao
Mba oaiza intsony mo fa efa eo ianao
Tsy very aho fa manana anao
Inty aho raiso ho anao


·