Ento lavitra

Joseph d'Af

Ento lavitra


ento lavitra aho fa hanaraka anao
ento lavitrin’ny fahazarako aho
sintony amin’ny lalina aho fa te ahita anao aho
ento lavitrin’ny fahazarako aho


tsy tononkira ihany na fisehoana akory
tsy endrika ety ivelany eh fa ilay tena avy a0 am-po
fa ny toerana masina eh
dia izay mihafina ao am-po
ilay fiainako no hiderako anao


hitsaoka anao izany no antom-pisiako
ho hanompo anao aho na inon’inona manjo
hidera anao raha mbola velon aina koa
fa raha izaho sy ny ankohonako hanompo anao eh


ento miakatra aho hahalala anao
ento lavitrin’ny fahatakarako aho
fity ny tenako afoiko anao
avelao aho mba ahita ny tavana0


tsy tononkira ihany na fisehoana akory
tsy endrika etyivelany eh
fa tena avy a0 am-po


fa ny toerana masina eh
dia izay mihafina ao am-po
ilay fiainako no hiderako anao


hitsaoka anao izany no antom-pisiako
hanompo anao aho na inon’inona manjo
hidera anao raha mbola velon’aina koa
fa raha izaho sy ny ankohonako hanompo anao eh


ilay fiainako no hiderako anao
ilay fiainako’no hiderako anao
fiainako no hiderako anao.


·