Endrey ny fitiavanao
Groupe NAINA
Endrey ny fitiavanao
Endrey ny fitiavanao Raiko ô
Tsara sy maharitra,
Tsy mba voafaritra
Mahatoky sady tsy miova izy izay
Fa azo antoka mandrakizay
Manolo-tsaina, mampiray ny fo
Manome aina, fatratra tokoa
Iza re no manana fitiavana toy izao?
Tsy misy afa tsy ‘lay Jesoa tia.