Endrey ny fitiavan-dehibe
Bruno sy Malala
Endrey ny fitiavan-dehibe
Endrey ny fitiavan-dehibe
Nomenao ry Jeso ho ahy re
Ny ranao latsaka no fanavotana
Endrey ity fitiavanao Jeso
Jesosy Tompo tia no miantso anao
Milaza hoe ny ota avelao
Ny lalanao hazava ny haizina ao hisava
Jesosy Tompo tia no miantso anao
O mba hevero izao ilay Tompo tia mpamonjinao
Ny ainy natolony hamonjy ny olony
Seigneur tu m’as aimé tel que je suis
Tu as illuminé ma pauvre vie
Ma route est eclairée, mon âme est libérée
Seigneur tu m’as pris tel que je suis
Jeso raiso ny fiainako ho anao
Ny foko tsy madio mba sasao
Ho lapanao soa hamiratra tokoa
Jeso raiso ny fiainako ho anao
O mba hevero izao ilay Tompo tia mpamonjinao
Ny ainy natolony hamonjy ny olony