ENDREY

AMPIZIFA

ENDREY

Endrey, faly tokoa izao ny tontolo mihoby Anao
Ravoravo toa sambatra fa mankalaza Anao teraka

Tsy ampy izao hira izao sy ny feoko hidera Anao
Ka ny foko no omeko mba hitoero sy hanjakao
Omeko ho lapanao, ka hidiro fa foiko izao
Honeno re Jasoa Tompo, fa maniry indrindra Anao

Noely no kaloina satria tsaroana Jesosy zaza
Tonga nofo ho antsika, kanefa Tompon’ny lanitra
Noely no kaloina satria tsaroana Jesosy zaza
Tonga nofo ho antsika, kanefa Tompon’ny lanitra

Tsy ampy izao hira izao sy ny feoko hidera Anao
Ka ny foko no omeko mba hitoero sy hanjakao
Omeko ho lapanao, ka hidiro fa foiko izao
Honeno re Jesoa Tompo, fa maniry indrindra Anao

Fa maniry indrindra Anao

AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)

·