Emanoela

Chorale Taratr'i Maria

Emanoela


Noely noely Noely noely


Vaovao mahafaly ambara antsika
Anaky Zagnahary mamangy antsika
tonga hagnavao ny tany iy e sy ny fiaignan’olo mba ho soa


Tonga soa henao Mesia
hamerina indray endrik’i Jagnahary
hanandratra anay e ho Zanak’Andriamanitra
mba ho lavorary ny fiainana
Faly ehay i i fa niavy Hanao
ravo ny fonay ii mandray Anao


Vaovao mahafaly ambara antsika
zanaky Zagnahary manetry tena
tsy nobaboiny ny fiamboniany efa nilatsa-tena ho olombelo


Tonga soa henao Mesia
hamerina indray endrik’i Jagnahary
hanandratra anay e ho Zanak’Andriamanitra
mba ho lavorary ny fiainana
Faly ehay i i fa niavy Hanao
ravo ny fonay ii mandray Anao


Mifalia sy miravoa tsika rolahy e f
a ny Tompo Zagnahary niavy
Noho ny halebeazan’ny Fitiavany no antony nidinany
I hanavao gny tany


E e e Emanoela e e e Emanoela
Zagnahary tonga nofo ho olombelo monina eto agnivontsika a a
E e e Emanoela e e e Emanoela
Zagnahary tonga nofo ho olombelo monina eto agnivontsika a a


Faly ehay i i fa miavy Hanao
ravo ny fonay ii mandray Anao


·