ELA TSY TAFANDRY

Natiora Z

ELA TSY TAFANDRY


Efa ela aho tsy tafandry mandry
Fa Dodona foana sy sasa-miandry
Ny andro androany aitako anareo
Iarahatsika rehetra apiara-peo


                     Lyran’ ny hafaliana
Riman’ny fitsikiana
K’ izay mbola variana
Avy sao ho diso aoriana (*2)

Ref (…)
Eto ny kianja iainan-tsika
‘lay feo manga sy lamozika
Fa satry foana e, ho eto ihany
Fa ny fotoana e, no mety ho lany


     Zahay gasikara no tonga aty

Ra kalo sy mozika dia matokia
Fa omena anareo ‘zay tsara indrindra
Ary hipetraka eo ho sovenira


Hira mamalifaly
Raha misy ny mampijaly
Hira mametsovetso
Raha misy ny mampisento ny mampisento


Ref………


Aza gaga eneo ra toa tamana
Hiara ikalokalo aminay akama
Hira mamelovelo mandrotsirotsy
Zay rehetra maheno tsy mahafoy


Hira ary no omena
Porofon’ny fanekena
Fa raha mbola velon’aina
Ny hira tsy maintsy hiraina, tsy maintsy hiraina!


Ref ………….


A/C: Rakotozafy Etienne


·