EKEKO

SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA

EKEKO


Réf: Ekeko Tompo o
Izay rehetra hitondranao
Satria fantatrao
Ny lalana hahasoa ahy
Ka na ho sarotra aza
Sy hisedra ady mahamay
Ekeko rehefa sitrakao
Fa lalana voatendry ho ahy


1 - Izay rehetra anaraka ahy hoy Ianao
Aoka izy hitndra ny hazo fijaliana
Na dia mavesatra aza mila tsy ho zakako
Ekeko ihany , rehefa izay no anjarako


2- Tsy izay rehetra
Manao hoe tompoko hoy Ianao
No afaka handova ilay fiainam-baovao
Fa izay rehetra manao ny sitrapon’ny Ray
No afaka handova ilay fiainana mandrakizay


·