EKEKO

GALAF

EKEKO



  1. Ekeko, ekeko Tompo tsara ô!
    Hiasa ny tanimbolinao
    Hitandrina tsara izay atao
    Sy hanarak’ izay fitsipikao


Tsy hisalasalako ,fa tiako
Ny handray izany asanao
K’izany re no faniriako
Hanao’ zay sitrakao Tompo ô!


2)Ekeko, ekeko Tompo tsara ô!
Na mora, na mafy ny atao
Ianao no miantso ahy mba ho ao
Hitandrina ny tanimbolinao


Vokary amin’ny ara-panahy aho
Mba hahaizako mandray ny soa
Ka ny asa rehetra ataoko
Hamokatra tsara noho ny herinao


·