EFA VONONA AHO

Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)

EFA VONONA AHO


EFA VONONA AHO - FEO MAHAFALY NY ZIONA


Djoubi djouah… Djoubi Djoubi djouah…
Djoubi Djoubi Djoubi Djou…


Feno ady ny tany sy loza koa
Akaiky ny andro ihavian’ny Tompo


REF: Efa vonona aho (vonona ve ianao ?)
Ny aminy andro hiaviany (Ny aminy andro hiaviany)
Efa vonona aho (vonona ve ianao ?)
Ny aminy andro hiaviany


Sahirana ny olona mihajamba ny masony
Variana amin’ny adim-piainany
Tsy mitodika amin’ny Tompo


Hoy ny Tompo niteny tamin’i Noa
Manamboara sambo fiara
Raby, eso, hehy
No nataon’ny olona azy nanao ilay sambo (fiara e)
Nihevitra fa tsy hisy ny safo-drano
(nilatsaka ary ny oram-be)
Tantara marina io voalaza io e!
Ndeha jereo inona ny voalazan’ny Baiboly (fa loza)
Satria ripaka iz’ireo avy eo
Ouawh ouaaaah ieh !!


T : Herizo Raveloson


FMZ


·