EFA NOFIDIKO
ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)
EFA NOFIDIKO
Tsy hianareo no nifidy Ahy,
Fa izaho no nifidy anareo (x2)
Ka nanendry anareo mba handeha
Sy hamoa, (x2)
Mba haharetan’ny vokatrareo,
Mba homen’ny Ray anareo
Izay rehetra hangatahinareo
Amin’ny anarako
Na inona na inona (x2)