Efa niova aho

Mygasy

Efa niova aho


Aie???
Mygasy eh


Ry jeso
Ity ilay zanakao efa nanota nanao ny tsy sitrakao vonona iova ka raiso ka sasao iro fahotana vitako rehetra avelao
Fa efa niova aho vonona andray anao ho tompo sy pamonjiko aaaho ieeeeh


Andriamanitro oh manolotra ny tanako aho fa vonona anefa ireo ditra izay natao
Fa efa niova aho vonona itianao ho tompo sy pamonjiko aaaaho ieeeh???


Ref/Jeso jeso ôôôh
Ity ilay zanakao efa nanota nanao ny tsy sitrakao vonona ihova ka raiso ka sasao ireo vahotana vitako rehetra avelao
Fe efa niova aho vonona andray anw ho tompo sy pamonjiko aaaaho eh (x2)


·