EFA NAMBARA NY MPAMINANY
Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)
EFA NAMBARA NY MPAMINANY
Efa nambara ny mpaminany
indro ny filazantsara
efa nambara ny mpaminany
tonga, efa tonga ny famonjena
Andriamanitra no nanome
ny lahitokany tsy ho very izay mino Azy
ref: fa very e!e!e ! isika e!e!e (fa very isika x2)
raha mandray sy mino Azy e!e !
fa tonga e!e! Ny Tomp e!e ! ‘tpnga ny Tompo x2)
teraka ho ahy sy ho anao e!e!e
fa tonga nofo ny Teny
ka nonina tamintsika, hita ny voninahiny
izahay manambara aminao androany
indro ny filanzantsara
Ampandrosoy ao amponao
Jesoa ka raiso ny famonjena
ka ianao no teraka indray
ary tafiditra ho zanak’Andriamanitra