Efa elaela izay

KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena

Efa elaela izay


1.Efa elaela izay tsy teo ianao
tsy tonga namonjy ny fiaraha mivavaka
Ny dabilio mpisy anao, mangatsiaka
vovoka no sisa no nameno teo


ref :Aza Adino hoy aho, aza adino e
ny fiarahantsika mivavaka
sao dia zary mangatsiaka indray
ilay finoana efa nananana


2.Ny adim-piainana no tsy namela ahy
hamonjy ny fiarahana mivavaka
tsy adino sanatria ny famonjena
Zay natolotr’i Jesosy ho an’ny tena


·