EFA ELA
APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)
EFA ELA
Efa ela no naseho ho hitanao
Ny famonjen’i Kristy
Efa notoriana taminao izany hatrizay
Efa niova ve sa mbola mikiry ihany
Efa akaiky ny andro hitsarana anao
Aiza ianao ?
Miandry anao hiverina
Aiza ianao ?
Ilay Tompo tia anao
Aiza ianao ?
Aza dia variana ety
Ô ! modia
Efa ela no niantso anao isan’andro
‘Lay Jesoa Kristy niantso anao
Hiala amin’ny fahotana vitanao