Ditra

Ravelo Jean Baptiste (Rakotozanany Stanislas)

Ditra


Fony izaho noentin’ny ditra sy ny adalana
Tsynisaina fa noentim-pitia hoe hikaro-java-tsoa
Kinanjo zava-doza re no hita
Tena neniko izay efa vita ka hody aho izaho


hitodi-doha hamonjy ny akanin’ny fahazazako aho
efa izay nandaozako anao ka tonga aho ankehitriny
i dadako sy i neniko tsy eo instony
tena fantatro f’izaho no hikolo ity akaninay


Eh ty zaho singan’irery gagagaga ireo izay mijery fa iza io vahin sa tompon-tany
Izaho anie ilay koto fahiny tompon-tany fa tsy vahiny
tonga aho efa niova aho ankehitriny


Fony izaho noentin’ny ditra sy ny adalana
Tsynisaina fa noentim-pitia hoe hikaro-java-tsoa
Kinanjo zava-doza re no hita
Tena neniko izay efa vita ka hody aho izaho


·