DISO TIA

Tarika Hasina

DISO TIA


DISO TIA


Fenofeno ery ny Fo,
Rehefa injay manina anao..
Mamisavisa,, zay ataonao,,
Tsindrin-daona,,
Maka toera-mangina
Dia miventso samy irery
Feno ery ny Fo, tsy adalana velively,,
Tiko ianao, tena tiako ianao,,
Ianao ihany no ao am-poko ao,,
Mamgahiahy raha ilaozanao,,
Toa babangoana izao tontolo izao,,
F izaho dia tia,, tsy mahatoetra,,
F ’efa feno anao avokoa,,
F’izay rehetra tazanin’ny maso,, toa ianao, ianao avokoa,,,


Toa tsy zaho intsony aho,,
Rehefa injay tsy anilanao,,
Manjenenjeny toy ny adala,,
Tsisy atao,,
Na ny ali-mangina,,
Indro fa manembona anao,
Zany angamba no,, tena tia
Diso tia,,,
Tiako ianao,, tena tiako,,,
,,,,,,,,
A/C:JOSE, ZANNY,


·