Diso hevitra

KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena

Diso hevitra


Diso hevitra ianao izay mihevitra fa hoe:
paradisa vaovao ny fiainana ety
fandalovana ihany ny fianatsika ety
Fa ilay fonenantsoa dia any an-danitra
Tena voahomana ao ilay paradisa soa
Sady fiainambaovao masina sy mmendrika


Rendrarendra ihany anie ny fiainantsika ety
Mahalasa ny vinany, lasa lavitra any re
Raha mandinika izany lasa ny fisainana
Hay moa ve ety an-tany mbola fandalovana
voatokana, voafidy lapan’ Andriamaitra
tsy terena fa safidy ho an’ ireo izay vonona


Raha mody ianao tena tapa-kevitra
Dia mba lazalazao ireo namana sy rahalahy
Fandalovana ihany ny fiainantsika ety
Fa ilay fonenantsoa dia any an-danitra
tena voaomana………..


·