DISIPA (Misy PARADISA)

Lehilahy FLMAK

DISIPA (Misy PARADISA)


Misy PARADISA anankiray
Voahomana mba hoahy sy hoanao
Dia ny Fanjakan’ny Lanitra
Io ’lay Paradisa vao


REF 1 :
Tsy mba misy intsony ao fijaliana
Fa, hasambarana tonga lafatra
Saingy tsy malalaka ny lĂ lana mankao
Ka vonjeo sao tara ianao


Ny eto an-tany fandalovana
Ka tandremo sao sondriana ianao
Be ny zavatra ifalianao
Ka vonjeo sao very ianao


REF 2 :
MiandrandrĂ  ny Lanitra dia hoazonao
Fainan-tsambatra tonga lafatra
Fa izao tontolo izao ho simba sy ho lao
Ka vonjeo sao tara ianao


Misy PARADISA anankiray
Voahomana mba hoahy sy hoanao
Dia ny Fanjakan’ny Lanitra
Io ’lay Paradisa vao (3fois)


A/C : Group MIHARY


·