Diovy Aho

R. Mialy

Diovy Aho


Diovy aho, Tompo
Ho mendrika Anao
Esory koa ireo loto
Ao anatiko ao


Mba diovy aho
Hanam-piainam-baovao
Ho mendrika Anao


Diovy ny foko indray
Ny anatiko ovay
Ho mendrika Anao


Refrain : Fa maloto aho
Be ny fahotana efa vitako
Dia malelà indray
Ny anatiko ovay


Diovy aho, Tompo
Ho olom-baovao
Hiova tokoa ny foko
Hanoa ny sitrakao


Pont : Fa maloto aho, ry Tompo ô!
Mangataka famelana Aminao
Oh, diovy aho ho Anao


·