Didy voalohany

SLK Ambohidroa

Didy voalohany



  1. Ity no didy voalohany
    Omen’ny Tompo anareo
    Koa andeha araho sy tanteraho
    Raha tena tia Azy ianao


Andriamanitra avo indrindra
Namoroana anao
Izy no ilay mahagaga
Andriamanitra mahery
Rain’ny mandrakizay



  1. Aza manana Andriamani-kafa
    Hoy Jehovah Andriamanitrao
    Fa tsy sitrany sy tsy teliny
    Ny olona manompo Tompo roa


Fa andriamanitra saro-piaro Jehovah
Tsy mba mivadika tsy miova
Mahatoky i Jehovah mahay ny zava-drehetra
Tsy mifidy saranga na ny mahantra na manana
Mahatoky jehova mahay ny zava drehetra
Tsy mifidy ny namna


·