Didy vaovao

APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefana

Didy vaovao


1- Didy vaovao tokoa
Zay teny lovasoa
Ary tsy mba mety lo
Teny izay napetrany
Sy efa nafarany
Mba hiainantsika ety


Fiv :
Mifankatiava ianareo
Toy ny nitiavako anareo
Zany koa no ahalalako
fa mpianatro ianareo


2- Ianareo voafidiko
No aoka hitondra ny
Teny fanevako
Ho fanasina ianareo
Ho fahazavana koa
An’izao tontolo izao


3- Ianareo no taratra
Fianarana ho an’izay
Rehetra mino Azy
Izay lazainy tadidio
Ary avieo dia tsapanao
Ilay fiainam-baovao


·