DIA NANDROSO NY TENY
Kanton'ny Fanantenana - FLM Toby Fanantenana 67Ha
DIA NANDROSO NY TENY
Ry Andriamanitra Telo izay Iray
Misaotra sy midera Anao ‘zahay
Fa nahatratra izao Jobily izao
Ny Sekoly Alahady zandrinao
Feno efapolo taona izao
No nianarana ny teninao
Jesosy o ! havaozy izahay
Ho fitaovana eo am-pelatananao
Ka amin’izao sisa izao Ry Tompo
Hijoro ho vavolombelonao
Ka izahay antsoina hoe « mpanompo »
Dia ho vonona hanao ny
Ref : Dia nandroso hatrany ny teny
Ka dia niely ombieny ombieny
Ka nihamaro indrindra ny mpianatra
Izay voatahiry ho an’i Kristy
A/C: Jean Ducasse RATENDRIHARISOLO