Deray ny Nahary

AMEVIF(Efraima Vaovao FJKM Ifarihy Famonjena)

Deray ny Nahary


Ref: Deray e!deray a!
Deray e!deray a!
Deray a!ny Tompotsika e!
Deray e!deray a!
Deray e!deray a!
Deray a!ny Tompotsika e!


Nahary ny lanitsa koa Izy
Nahary la olo atika toy
Fa soa avao ny fitiavany
Fa soa avao ny fitiavany


La ohatsy avao no nasehony
Namoy ny ain’ny Anany
Toy izany koa ny fitiavany
Toy izany koa ny fitiavany


Ny soa rehetra avy Aminy
Asandratray avo ny anarany
Maharitsy lahy ny fitiavany
Maharitsy lahy ny fitiavany


Ref:..
Tsy takatsy say ny heriny
Tena tiany avao ko toy ondaty toy
Maharitsy lahy ny fitiavany
Ataovy anabo fiderà Azy e!
Derao lia e! Fa tsara e!


Mahiniky lanitsy toy Izy
Ny anarany be vonihitsy
Ka tiako e! ’lay nahary antika.
Fa soa Izy e! Ka derao lia e!
Derao hatrany fa tsara e!
Ataovy anabo…fiderana Azy e!
Derao lia e!…fa tsara e e!


AMEVIF(Efraima Vaovao)
Tonony sy feo: RATEFIARISON Sandratr’Hasina


·