DERAO NY TOMPONAO

None

DERAO NY TOMPONAO

DERAO NY TOMPONAO DERAO
Ô DERAO NY TOMPONAO DERAO
Hidera aho hidera ny anaranao
Ry Tompo masina sy Avo indrindra
Ilay namela ny helokay dia JESOSY TOMPONAY
Mendrika ho deraina Ianao mandrakizay
O Haleloia haleloia ho anao ry Ray mpahary anampamorona anay
Hidera lalandava aho raha mbola velona ka hihoby hatrany ko mandrakizay
Ô HOBIO NY TOMPONAO Ô HOBIO

A/C: Fiononana
Vol 2

·