Derao Jeso

Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)

Derao Jeso


Dera asandratray laza ventesinay
Hoby kaloinay ho Anao Ry Andriamanitray
Foana ny fasana ota dia lasanao
Velona indray Jeso ’lay Mpanjakanay


    Tsofy hatrany ny sodina

Tendreo koa ny valihanao
Dobodoboy ny aponganao
Derao Jeso

Dera asandratray laza ventesinay
Hoby kaloinay ho Anao Ry Andriamanitray
Foana ny fasana ota dia lasanao
Velona indray Jeso ’lay mpanjakanay


Tsara Ny Tompo Mpamindra fo
Sady mamonjy ny very izy
Koa asandrato ny feonao
Derao Jeso


·