Derao Jehovah

GAFLI

Derao Jehovah


Derao derao Jehovah Ray tsitoha
Satria Izy no loharanon-tsoa
Derao derao ka andao hihoby hoe
Fa Izy irery no Mpanjaka lehibe


Ref:
MiderĂ  Azy ry firenen-drehetra
Noho ny laza sy voninahiny
MiderĂ  Azy ry olom-boavonjy
Fa Izy Tompo Mpanjaka no namonjy
Ka ’lay satana efa fahavalo resy
Fa Jesoa Kristy no tena mpandresy


Ankalazao Andriamanitra Ray
Ka fo fanahy sy vava tena iray
Hidera hidera ny voninahiny
Anio ampitso ary ho mandrakizay


·