DERAO

Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)

DERAO


Derao, derao ô mba derao
Derao, derao Ankalazao
Obio, obio obio,
Jesosy ilay teraka anio


Ref : Obio ka asandrato
         Veteso hanakoako
         Ny hira fiderana
         Aleloia Hosana


         Fa teraka ho antsika
         Jesôsy ilay mpanjaka
        Hitondra fifaliana
a         Hanafa-pahoriana


Injao mifaly ny eran-tany
Injao fa mifaly avokoa
Fa teraka anio ilay Moamonjy
Jesôsy ilay tomposoa


Ref


Avia, avaia,
Avia avia
Avia hijery ilay mesia
Izay tonga anio ety antany
Hanafaka ny tomany


Ref


·