DERAO

APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)

DERAO


Soa ny Fitiavanao
Sy ny hatsaram-ponao
Fa lehibe tokoa
Ianao Jesoa
Ka derainay sy antsoinay
Ny Anarany
Tompoinay derainay isan’andro
Ouh ! ouh ! ouh!
Ouh ! iaie ! e ! e !


Derao, derao
Mifalia ao anatin’ny fiainam-baovao
Hobio, hobio
Antsoy mafy dia mafy ny anarany


‘Ndao re hiara-dia
Hanohy ny lalany
Hihira ny fiderana
Hatramin’ny farany
Hifampitantana
Am-pitiavana
Ny finoana no hery
Hitari-dalana ah ! ah !ah !
Ouh ! iaie ! e ! e !


Derao, derao
Mifalia ao anatin’ny fiainam-baovao
Hobio, hobio
Antsoy mafy dia mafy ny anarany
Ouh ! iaie ! e ! e !
Aleloia hobio sy derao

Derao, …


A/C: HARITSARATIARAY Ericky (Poon)


·