DERAO

Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna

DERAO


Derao, derao derao e!
Jesosy tomponao
Hobio, hobio, hobio e !
Hobio ny anarany


Derao, derao derao e!
Jesosy tomponao
Hobio, hobio, hobio e !
Hobio ny anarany


Refrain:
Masina Ianao Ray tsitoha
Tsy manam-paharoa tokoa
Asandratray Ianao e!
Mpanjaka lehibe


Mba raiso amin’ny fonao Izy e!
Mba hanjakany ny fiainanao
(Raiso e ny mpamonjinao e)
Ny famindram-pony
Maharitra mandrakizay
(Raiso eny mpamonjinao)
Fa Tompo tsy miova Izy e!
Omaly sy anio
(Ary ho mandrakizay e)
Asandratray avo
Ny anaranao masina
(Tompo masina Ianao e)


Refrain:
Masina Ianao Ray tsitoha…


Andao hihira hira fiderana e!
(Ho an’i Jeso ilay mpanjakanay)
Famindram-po no iainana isan’andro e!
(Saotra sy dera no asandratray)


Refrain:
Masina Ianao Ray tsitoha…


·