Deraina Jesosy (FKT)

Ampifafi

Deraina Jesosy (FKT)



  1. Deraina Jesosy
    Derao ny mpamonjy
    Jesosy mpanjaka, tonga teto an-tany hamonjy antsika
    O ry olona ô
    Ry ambanin’ny lanitra
    Derao ny mpanjaka tonga ety an-tany hamonjy antsika


Réf: Jesosy mpanjaka a
Andriana, mahery
Deraina lanao e e, andriana mahery
Deraina lanao e, andriana mahery


Jesosy mpamonjy
Kristy mpanjaka
Deraina lanao e e, Kristy mpanjaka
Deraina lanao e, Kristy mpanjaka



  1. Jesosy mahagaga
    llay mpanafaka
    Deraina lanao fa mahagaga ny fanafahana
    O ry mpianatra o
    Ry sampam-boaloboka
    Ampianaro ny fiainana ao amin’ny Tompo ny fiangonana


Réf: Jesosy mahagaga
Jesosy mpamonjy
Deraina lanao e e, Jesosy mpamonjy
Deraina lanao e, Jesosy mpamonjy


Jesosy mpanjaka a
Andriana mahery
Deraina lanao e e, Andriana mahery
Deraina lanao e, Andriana mahery


·