Dera ho Anao

Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana)

Dera ho Anao


1/
Dera ho Anao (ry Tompo)
Ry Tomponay (Fa lehibe)
Fa lehibe ny herinao
Tsy misy fetra (ny fita)
Ny fitahiana (sy fifa)
Sy fifaliana atolotrao ka mahavariana


Nomenao ho anay izao rehetra izao
Ka fifaliana no he mameno anay
Ny Zanakao izay tena maminao, natolotrao
Ho famonjena anay izay maditra, tena meloka


2/
Tsy voavaly (ny fifa)
Ny fifaliana (sy fita)
Sy fitahiana atolotrao
Ka raiso Tompo (ny fide)
Ny fiderana (asandra)
Asandratray mandrakizay ny Anaranao


Nomenao ho anay izao rehetra izao
Ka fifaliana no he mameno anay
Ny Zanakao izay tena maminao, natolotrao
Ho famonjena anay izay maditra, tena meloka


Tomponay Ianao
Ka derainay
Sy hobianay
Mandrakizay


·