DERA HO ANAO

Anjomaran'ny Fitiavana

DERA HO ANAO


Afaka izao ny otanay ry Tompo
Saotra dera laza no atolotray Anao
Lehibe ny fahasoavana avy Aminao
Mamiratra tokoa ny Voninahitrao


Fiv:
Dera ho Anaory Jesoa Ô
(Jesoa Kristy)
(Mpamonjy)
Satria Ianao no Mpamonjiko ooo
Dera ho Anaory Jesoa Ô
(Jesoa Kristy)
(Mpamonjy)
Satria Ianao no Mpamonjy


Azonay tokoa ny famonjena Tompo ô
Saotra dera laza no atplotray Anao
Indro asandratray ambony izao ny tànanay
Tsy hiala Aminao ‘zahay mandrakizay


Tonony sy feony : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Hajavolamena


·