Dera
BITSIKA Mandroseza
Dera
Aleloia ! Hosanna ! ho an’Andriamanitra Amen !
Fa Izy telo izay iray, Andriamanitra tsitoha
Mamela mamindra-fo miantra koa
Ka atolory Azy re ny antsa hoe :
Fa lehibe ny fahasoavan’Andriamanitra mpahary
Ka nanomezany ny teniny
Teny fiainana fahamarinana