Dada sy Neny
KTLM Tsanta Fitoriana Ambohimena
Dada sy Neny
Jesosy o ny saotra atolotray izao
Dia hajan’ny dada sy neny
Fa saina nandratovana
Tsara sy soa tsy manam-paharoa
Tsaroana e ireo lalana sarotra nodiavina
Olana maro e ireo adin-tsaina nahamay
nampangaina napalaina
Jesosy o ny vavakay izao
Iantsoana Anao ombay ny elatrao