DADA O ! NENY O !
DAFAH
DADA O ! NENY O !
Dada o ! Neny o !
Ary ianao zoky be
Misaotra anareo aho
Manoro ny lalan-kaleha e !
Fa raha ts’isy anareo
Dia tena very aho e !
Misaotra e !
Tena misaotra a !
Misaotra e !
Tena misaotra (2x)
Enjana tokoa anie
Iny lalana iny
Nefa tsy maintsy
Mbola nodiavina a !
Tao ihany koa ilay Mahery zay
Nanao fahagagana
Tsy hay takariva a ! (2x)
Tenin(dray aman-dreny
Dia toy ny tsipakombalahy
Mahavoa mahafaty
Tsy mahavoa mahafanina
Sa ts’izany ry anina
Sa ts’izany e !
Sa ts’izany ny amina
Sa tsy izany (2x)
Enjana tokoa anie
Iny lalana iny
Nefa tsy maintsy
Mbola nodiavina e !
Tao ihany koa ilay mahery zay
Nanao fahazazana
Tsy hay takariva a ! (2x)
Tenin-dray amandreny
Dia toy ny tsipakombalahy
Mahavoa mahafaty
Tsy mahavoa mahafanina
Sa ts’izany ry anina
Sa ts’izany e !
Sa ts’izany ry anina
Sa ts’izany e !
Enjana tokoa anie
Iny lalana iny
Nefa tsy maintsy
Mbola nodiavina e !
Tao ihany koa ilay mahery zay
Nanao fahazazana
Tsy hay takariva a ! (2x)