BOGOSY Mi-ram

KIRI' DHY

BOGOSY Mi-ram


Lehe revy atao dia toy raha e,
Tsa miala mandra-maraiña e
Vava ampiasà mba tompony i e,
Tsa lany fa dia alà mady e!


Ny kilonga apela sy mañato androa de,
i de koa tsa taoeo aniany ô.
Ny kilonga apela sy mañatsika de,
Odiany tsa re sady tsa hita.


Vola anefa misy, heñatsa ro be,
Tegnanao bôgôsy, salasala ro be.
E ny fitea mitavozavoza ô,
Ny tokony ho am-bava atolaky ny oro ô.
Lehilahy bôgôsy mi-ram ô,
Mañome chance ny mailomailo ô.


Lehe agn’ am-piasà matotsa be,
Tsa misy mandilatsy azy ee!
Lehe agn’ atanà olon-kendry be,
Mahefa sy mahavita be ô.


Mampijalijaly e, heñatseñatsy io e,
Tsa ahavitan-draha e, tahotahotsy io e
Tsa ahazoa apela e, heñatseñatsy io e,
Na de bôgôsy e, de mandry irery e,
Na akory nara e, tsa misy mpagnotro ee


Endry ô tsika ô!!
Endry ô tsika r’olo ô!!
Revirevy io mahafinaritse
Fahendren’io tena tampony e
Miasa soa io koa dia OK.
Endry ô tsika ô!!
Endry ô tsika r’olo ô!!


A/C: Papa Léon
Nampiditra:Francis Odet - RFO project


·