Be Fiadanana

Ndriana Ramamonjy

Be Fiadanana

Be Fiadanana, izay tia ny lalànao, ny lalànao.
Ka tsy havelako hiala eo imasoko Izy.

Kanto noho ny volamena, loharanom-pahendrena
Mamy noho ny tantely koa ka ankafiziko.

·