BB

Black Nadia

BB


Vao nahita anao y masoko
Dobodoboka ny foko eh eh
Vao nahita ilay endrikao
Zaho to’de taraiky eh


Ahan
‘Lay tsikinao iny mambabo
Tiako ianao raha mba lasako eh
Aminao ianah lafo ka raiso ny tanako eh


Ka matokisa anao igny my baby an
Tsy hampijaly anao baby an
Hiadana ianao my baby an
Mba avia ary anilako
Ka matokisa anao igny my baby an
Tsy hampijaly anao baby an
Hiadana ianao my baby an
Mba avia ary anilako


Amin’zay mba anilanao eh, anilanao ah
Anilanao igny no tiako iah tsy hiala eh
Anilanao eh, anilanao ah
Anilanao igny no tiako iah tsy hiala eh
Anilanao eh, anilanao ah
Anilanao igny no tiako iah tsy hiala eh
Anilanao eh, anilanao ah
Anilanao igny no tiako iah tsy hiala eh


Izay kely mba ananako, omeko anao manontolo e
Na dia kely ny fananako, omeko anao daholo e
Tiako ianao ho rain-janako o
Tiako ianao mandra-maty eh eh
Zaho hitondra ny anaranao
Tsika roa hivady eh


Ka matokisa anao igny my baby an
Tsy hampijaly anao baby an
Hiadana ianao my baby an
Mba avia ary anilako
Ka matokisa anao igny my baby an
Tsy hampijaly anao baby an
Hiadana ianao my baby an
Mba avia ary anilako


Amin’zay mba anilanao eh, anilanao ah
Anilanao igny no tiako iah tsy hiala eh
Anilanao eh, anilanao ah
Anilanao igny no tiako iah tsy hiala eh
Anilanao eh, anilanao ah
Anilanao igny no tiako iah tsy hiala eh
Anilanao eh, anilanao ah
Anilanao igny no tiako iah tsy hiala eh


Ka matokisa anao igny my baby an
Tsy hampijaly anao baby an
Hiadana ianao my baby an
Mba avia ary anilako


Amin’zay mba anilanao eh, anilanao ah
Anilanao igny no tiako iah tsy hiala eh
Anilanao eh, anilanao ah
Anilanao igny no tiako iah tsy hiala eh
Anilanao eh, anilanao ah
Anilanao igny no tiako iah tsy hiala eh
Anilanao eh, anilanao ah
Anilanao igny no tiako iah tsy hiala eh


·