Bavy tsy foy
FAKR
Bavy tsy foy
Lasa ianao,nantsoin’ ny ray
Nodimandry,nandao anay
Maty ianao e!, malahelo ny fo
Lasa ianao a!,tsy mba nampilaza anefa.
Tsy manindroa anefa izany.
Lasa ianao,nantsoin’ ny ray
Nodimandry,nandao anay
Maty ianao e!, malahelo ny fo
Lasa ianao a!,tsy mba nampilaza anefa.
Tsy manindroa anefa izany.
Veloma! Ho mandrakizay.
Veloma! Tsy ho eo ankaikinay.
Veloma ô! Ry bavy tsy foy.
Veloma oua! Na dia tsy mahafoy.
Manonofy foana izahay,
Mahatsiaro ireo fahizay.
Lasa ianao,nantsoin’ ny ray
Nodimandry,nandao anay
Maty ianao e!, malahelo ny fo
Lasa ianao a!,tsy mba nampilaza anefa.
Tsy manindroa anefa izany.
Veloma! Ho mandrakizay.
Veloma! Tsy ho eo ankaikinay.
Veloma ô! Ry bavy tsy foy.
Veloma oua! Na dia tsy mahafoy.
Manonofy foana izahay,
Mahatsiaro ireo fahizay.