BANJINONAO
Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)
BANJINONAO
Tô ketraka ianao, tsy mahita vahaolana
Mitodia ary amin’Ilay Tompon’ny fanahafana
Matokia Ilay Andriamanitro
Ilay omaly sy ho mandrakizay
Manandrata feo ny tontolo
Fa efa nalefany ny Zanany
Izay miantso Azy dia avotany
Ndeh isika hidera
Banjinonao
Ny masonao, ny feonao, ny fonao ko
Hifaly fa tia an’I JESO!
FMZ