BANJINONAO

Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)

BANJINONAO


(solo)
Tô ketrak’ianao, tsy mahita vahaolana.
Mitodia ary amin’Ilay Tompon’ny fanafahana
Matokia Ilay Andriamanitra ô
Ilay omaly sy ho mandrakizay
Manandràta feo ny tontolo
Fa nalefany ny Zanany


REF(choeur):
Izay miantso Azy de havotany
Ndeh sika hidera; Banjinonao (Ny Tomponao)
Ny masonao, ny feonao, ny fonao ko,
hifaly fa tian’I Jeso!


FMZ*


·