Banjino Jesosy

TiaRay

Banjino Jesosy


Iza no hanala Ireo ota vita
Sy azo intorahana raha sendra ny manjo
Tsy misy Afa tsy Jesosy
Lay zanak’Andriamanitra


Banjino Jesosy
Fa izy nilonjy ny ratsy zay vitanao
Sy nanolotra anao ny rany


Ndraindray anefa anefa
Manoa tsy satry
Tsisy Hery handresena ny fakam-panahy
Nefa i Jeso lay tsy mba nanota akory
Vonona hanarina hatrany


Banjino Jesosy
Fa izy nilonjy ny ratsy zay vitanao
Sy nanolotra anao ny rany


Inty ny tena ko ho anao
Raiso Tompo รด anjakao


Banjino Jesosy
Fa izy nilonjy ny ratsy zay vitanao
Sy nanolotra anao ny rany


·