BAIBOLY (Si)

Feon'ny fiderana

BAIBOLY (Si)


Aza mba ataonao fandaniana andro mihintsy
Na indrindra koa hoheverina ho fialam_boly
Fa natao hitarika antsika amin’ny lala_mahitsy
Ireo teny rehetra voalaza ao amin’ny baiboly



  1. Raha mandinindinika izay voalaza ao ianao
    Dia hangataho mafy aloha ny Fanahin’ny Tsitoha
    Dia ho ren’ny tenanao ny fiovan’ny fiainanao
    Fa Jesosy no velona ao fa tsy mba ianao


2.Raha misy ilaina aza miasa saina
Atrakao izany loha ka jereo ilay Tsitoha
Hangataho izay tianao fa omeny tsotr’izao
Raha fantany tokoa fa mahasoa


·