Baiboly

afia antsan'ny fiderana anjarasoa

Baiboly


Fanevan’ny antsan’ny fiangonana anjarasoa


Baiboly no toriana ‘zao anio izao
Teny soa no holazaina, ka ambarao
Teny tsy lany hamamiana, izay voalaza ao
Tokana azo antenaina, ka fikiro ho anao.


Antsan’ny fiderana anjarasoa
No manentana anao
Hanaradia an’i jesoa lehibe
Mba ho olom-baovao ‘zao isika izao.


Ilay jesoa noratraina, nofantsihina
Tsy manao andolom-po fa, be fitiavana
No ambara sy dradraina, aminao izao
Fat sy manam-paharoa, ny heviny tsitoha


·