Babo

Amboaram-peo Hoby Vontovorona

Babo


Do dia Eb


Lehibe tsy takatry ny saiko
Ilay (voix 2,3)
(Voix 1,2,3)
’lay fitiavana nasehona
Ry Tompo Tsy Toha
(Voix 4)
’lay fitiavana nasehonao.


Fa ny hainao no asolo ny aiko
Indro (voix 2,3)
Nanavotana ahy hoa ao Aminao


(Voix 1,2)
Tsy mba noterena Ianao
Resy koa ny tahotra
(Voix 3,4)
Endrey fa tsy mba notere
Nandresy koa ny tahotra


Ka nanaiky tsotr’izao
Mba hanavotra ahay
Jesôsy ô (voix 1 2 3)
He ny tenako, tsy mendrika
Anao satria feno haratsiana
Sy voageja
Nefa novonjenao
Tamin’ilay ranao sarobidy
Afaka aho ankehitriny
Satria voavidy.


He ny sisa androko rehetra
Ho eo (voix 2,3)
Eo antanananao
(Voix 1 2 3)
Ry Jesoa ti
Ho anao tokoa ()
(Voix 4)
Ry Jesoa tia


Eo anilanao tsy misy fetra
Ka dia (voix 2 3)
Tano aho mba hatoky Anao Kristy


(Voix 1 2)
Tsy mba hoterena aho
Tena an-tsitrapo tokoa
(Voix 3 4)
Hanaiky tsy mba notere
Fa tena an-tsitrapo izao


Izao Fanekeko izao
Ho tohaviko
Hanompo anao
Mandrapialampofon’aiko
Hanompo (voix 2 3)
Ary hanao Izay sitrakao


Raiso aho ho mpanomponao
Fa efa babonao
Satria tena lehibe
loatra Ny fitiavanao.


Tonony: TIANA
Feony:TOVO


·