AZY
A.SA.FI
AZY
Ho Azy anie ho Azy anie Ny voninahitra
Mandrakizay mandrakizay doria
Adriamanitra Mpanjaka ny Mpanjaka
Zay mpamorona ilay nahary
Izao tontolo izao
Maherin’ny Tanany mahagaga ny Asany
Ny fiandriananany tena avo indrindra
Ka dera ho Azy Haleloia Haleloia
Ho Azy anie ho Azy anie Ny voninahitra
Mandrakizay mandrakizay doria
Adriamanitra Mpanjaka ny Mpanjaka
Zay mpamorona ilay nahary
Izao tontolo izao
Maherin’ny Tanany mahagaga ny Asany
Ny fiandriananany tena avo indrindra
Ka dera ho Azy Haleloia Haleloia